| Entry | rehoka | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka:
Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2010/02/19 |
|