| Entry |
antoka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taimoro]
Fiantsoana ho tsaraina [1.78]
|
| | Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1]
|
| | Pledge [1.2, 1.7]
|
| | Surety, surety-ship, responsibility. See adidy,
andraikitra
[1.2]
|
| | A guarantee; insurance [1.7]
|
| | Assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête [1.3]
|
| | Caution, garantie [1.8, 1.13]
|
| | Assurance [1.8]
|
| | Sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13]
|
| Examples | Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny.
[2.470]
|
| Morphology |
| Simple : |
antoka,
antoko,
antokao,
antony,
antotsika,
antokay,
antokareo,
antok',
anto-,
anton-,
antoky |
|
| Article |
|
| Entry |
antoka
|
| Part of speech | noun
|
| | A nod of assent. [1.2]
|
| Morphology |
| Simple : |
antoka,
antoko,
antokao,
antony,
antotsika,
antokay,
antokareo,
antok',
anto-,
antoky |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
antoka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Tsatokazo [1.78]
|
| | [Provincial]
Same as antoko, a trivet. See toko. [1.2]
|
|