|
|
|
|

Entry antoandrobenanahary
Part of speech noun
Elementary words antoandro, be, nanahary
 Efa tena antoandrobe ny andro ka mibahaka aoka izany ny masoandro (11-12 ora) [1.1]
 Daytime, the middle of the day [1.7]
 Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
 Le grand jour [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Fa mazava toy ny antoandrobenanahary ao ambany rehetra ao. [2.356]
2Aiza ianao hahita vara-maina amin'izao antoandrobenanahary tsy oran-tsy inona' izao, hoy Rainimiadamanana avy ao Ambohitraivo. [2.588]
Synonyms antoandrobe

Updated on 2025/10/11