|
|
|
|

Entry antoandrobe
Part of speech noun
Elementary words antoandro, be
 Efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
 Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415]
Vocabulary 
Examples 
1Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
2Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
Synonyms antoandrobenanahary

Updated on 2023/12/24