|
|
|
|

Entry anky
Part of speech noun
 Tranainy kokoa noho ny anky [1.10]
 Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1]
 La largeur d' un doigt [2.415]
Vocabulary 
Examples Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436]
Synonyms eranky ~ voantondro
Other spellings 

Entry anky
Part of speech noun
  [Bezanozano] Tondro, ankibe (rantsana) [1.78]
Vocabulary 

Entry anky
Part of speech noun
  [Vezo] Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [1.68]
Derivatives 

Entry anky
Part of speech noun
  [Bara] Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Crotalaria ibityensis

Updated on 2023/02/03