| Entry | ankinina (ankina) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io (Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1] | |||||||||
| To be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|