|
|
|
|

Entry anina (any)
Part of speech passive verb
  [Betsimisaraka] Atao [1.78]
 To be prepared, as yarn for the loom. [1.2]
 Que l'on ourdit [1.3]
Morphology 
Present : anina, aniko, aninao, aniny, anintsika, aninay, aninareo, anin', anin-, anim-, ani-
Past : nanina, naniko, naninao, naniny, nanintsika, naninay, naninareo, nanin', nanin-, nanim-, nani-
Future : hanina, haniko, haninao, haniny, hanintsika, haninay, haninareo, hanin', hanin-, hanim-, hani-
Imperative : anio

Entry anina
Part of speech noun
 Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony [1.1]
 See onona, tony [1.2]
 Halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de [1.3]
Derivatives 

Entry an~ina
Part of speech circumfix [Words with an~ina]

Entry añina
Part of speech noun
  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro] Rivotra [1.78]
  [Betsimisaraka] Rivotra malemy [1.78]
 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1]
  [Provincial] Breeze, wind. [Mal. angin.] [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2025/04/28