| Entry |
anio
|
| Part of speech | adverb
|
| | Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
|
| | The part of the day to come. To-day. [1.2]
|
| | Today (future tense) [1.7]
|
| | [Taisaka]
Aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
|
| | Aujourd'hui (temps futur) [1.8]
|
| Analogs |
androany |
|
| Entry |
anio
(any)
|
| Part of speech | imperative of passive verb anina
|
|
| Entry |
anio
|
| Part of speech | imperative of passive verb any
|
| | [Taisaka]
Ataovy [1.78]
|
| | [Taisaka]
[1.82]
|
|
| Entry |
an' io
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | any,
io |
| Examples |
| 1 | Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka?
[2.499]
|
| 2 | Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io
[4.27]
|
|
|