|
|
|
|

Entry andriandahy
Part of speech noun
Elementary words andriana, lahy
 Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [1.1]
 A nobleman, a prince. [1.2]

Entry andriandahy
Part of speech noun
Elementary words andriana, lahy
 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [1.1]
 A king in cards [3.1]
 Un roi dans un jeu de cartes [3.1]
Vocabulary 
Analogs  ampamaky ~ andriambavy
Illustrations 

Updated on 2024/09/02