| Entry |
andriambavy
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | andriana,
vavy |
| | Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1]
|
| | [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2]
|
|
| Entry |
andriambavy
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | andriana,
vavy |
| | Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1]
|
| | A queen in cards [3.1]
|
| | Dame; jeu de cartes [1.13]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
ampamaky ~
andriandahy |
| Illustrations |
|
|