| Entry | andrana | |
| Part of speech | noun | |
| Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana? Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [1.1] | ||
| Fitsapana mialoha ny tena izy Fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [1.13] | ||
| Attempt, trial, taste. [1.2] | ||
| Expérience, test Essai [1.13] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2011/03/24 |
|