| Entry | andramana (andrana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| [Betsimisaraka] Enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [1.78] | |||||||||
| Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1] | |||||||||
| To be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|