| Entry |
fanandramana
(andrana)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany [1.1]
|
| | Asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray [1.13]
|
| | L'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation [1.3]
|
| | Expérience, expérimentation [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Ny tenako no nanaovako fanandramana.
[2.499]
|
| 2 | Santatra sy fanandramana aloha no hatao;
[2.356]
|
| 3 | Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana.
[2.4]
|
| 4 | Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io.
[2.643]
|
|
|