|
|
|
|

Entry andevo
Part of speech noun
 Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany
Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana? [1.1]
 Olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana [1.13]
 A slave [1.2, 1.7]
 Esclave ou traité comme tel [1.3]
 Quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ... [1.11]
 Esclave [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna. [1.38]
2Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka. [2.996]
Morphology 
Simple : andevo, andevoko, andevonao, andevony, andevontsika, andevonay, andevonareo, andevon', andevon-, andevom-
Derivatives 
Quotes 

Updated on 2023/06/14