| Entry |
fanandevozana
(andevo)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy [1.1]
|
| | The act of enslaving; cf. fahandevozana
[1.7]
|
| | Action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [1.3]
|
| | Action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
[1.8]
|
| Examples |
| 1 | Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy.
[2.472]
|
| 2 | sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana.
[2.996]
|
|
|