| Entry |
manandevo
(andevo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitondra ohatra ny andevo [1.1]
|
| | To enslave, to reduce to slavery, to make a slave of any one. [1.2]
|
| | To practice slavery, to make a slave of [1.7]
|
| | Pratiquer l'esclavage, réduire en esclavage [1.8]
|
| | Asservir [3.1]
|
| Examples |
| 1 | Mbola ny Papa koa no nitso-drano azy amin' ny fahazoana manandevo ny olona tsy mety ho kristiana.
[2.366]
|
| 2 | Ho azy ireo, ny rafitra, ny hevitra izay manandevo, tsy manafaka fotoana maharitra na oviana na oviana.
[1.369]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manandevo |
| Past : |
nanandevo |
| Future : |
hanandevo |
| Imperative : |
manandevoza |
|
|