|
|
|
|

Entry ampoka
Part of speech adjective
 Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1]
 Feno tanteraka [1.13]
 Soaked, wet. See lona, lena, mando. [1.2]
 Saturé [1.13]
Morphology 
Simple : ampoka, ampoky
Derivatives 

Entry ampoka
Part of speech noun
 Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11