|
|
|
|

Entry fanampohana (tampoka)
Part of speech noun
 Fanampiana rano: Ilaina indraindray ny fanampohona rano ny divay [1.1]
Examples Tsy hipetra-potsiny ny miaramila ary izany no ilana ny fanampohana. [2.472]

Updated on 2024/10/26