|
|
|
|

Entry fanampoka (tampoka)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary !
Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono [1.1]

Updated on 2023/04/14