| Entry | ampahefany > ampahefatra (efatra) | ||||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||||
| [ ampahefany ] Ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10] | |||||||||||
| [ ampahefatra ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1] | |||||||||||
| [ ampahefany ] One fourth [1.2] | |||||||||||
| [ ampahefany ] Un quart [1.3, 1.5] | |||||||||||
| [ ampahefany ] Quartier [1.13] | |||||||||||
| Vocabulary | |||||||||||
| Examples |
| ||||||||||
| Morphology |
| ||||||||||
| Analogs | ampahatelo ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||||||||||
|
|