| Entry |
ampahadimy
(dimy)
|
| Part of speech | noun
|
| | [ ampahadimy ] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy:
Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [1.1]
|
| | [ ampahadiminy ] The fifth part, one fifth [1.2]
|
| | [ ampahadiminy ] Un cinquième [1.3]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy;
[2.996]
|
| 2 | nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary
[2.436]
|
| 3 | Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza.
[2.508]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
ampahadimy,
ampahadiminy,
ampahadimin',
ampahadimin- |
|
| Analogs |
fahadimy |
| |
ampahatelo ~
ampahefatra ~
ampahenina ~
ampahafito ~
ampahavalo ~
ampahasivy ~
ampahafolo ~
ampahazato |
|