| Entry | ambany | |
| Part of speech | adverb | |
| Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] | ||
| Under [1.7] | ||
| En bas, au dessous [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Antonyms | ambony | |
| Entry | ambany | |
| Part of speech | preposition | |
| Down [1.2, 1.7] | ||
| [root vany.] Under, beneath, below [1.2] | ||
| Sous, bas [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | ambany | |
| Part of speech | noun | |
| [Sihanaka] Andrefana [1.78] | ||
| [Provincial] The west [1.2] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2022/12/13 |
|