| Entry | ambony | |
| Part of speech | adverb | |
| Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] | ||
| Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2] | ||
| Above, up Ambònin'ny ... : above ... [1.7] | ||
| En haut, au-dessus Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Antonyms | ambany | |
| Entry | ambony | |
| Part of speech | adjective | |
| Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] | ||
| Entry | ambony | |
| Part of speech | noun | |
| [Sihanaka] atsinanana [1.78] | ||
| [Provincial] The east [1.2] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | ambony | |
| Part of speech | adverb | |
| [Taisaka] Indray [1.78] | ||
| Synonyms | ambola | |
| Updated on 2023/06/13 |
|