|
|
|
|

Entry afa-dromoromo
Part of speech locution
Elementary words afaka, romoromo
 (ara-bakiteny) Tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
Tsy misy zavatra manahirankirana [1.1]
Synonyms afa-draorao

Updated on 2024/08/13