| Entry | romoromo | |
| Part of speech | noun | |
| Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara:
Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1] | ||
| Examples | Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty!
[2.944] | |
| Derivatives |
| |
| Entry | romoromo | |
| Part of speech | noun | |
| [Tanala] Tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [1.78] | ||
| Updated on 2022/01/27 |
|