| Entry | afa-draorao | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | afaka, raorao | |
| (ara-bakiteny) Tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama Tsy misy zavatra manahirankirana [1.1] | ||
| Free from all that could give anger or blame. [1.2] | ||
| Synonyms | afa-dromoromo | |
| Updated on 2024/08/13 |
|