| Entry | adina | ||
| Part of speech | noun | ||
| Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] | |||
| Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] | |||
| A question, an examination [1.7] | |||
| Question, examen [1.3, 1.8, 1.5] | |||
| Information [1.5] | |||
| Examples | eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314] | ||
| Morphology |
| ||
| Synonyms | adinadina | ||
| Entry | adiña | ||
| Part of speech | adverb | ||
| [Betsileo] Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78] | |||
| Synonyms | mady | ||
| Entry | Adina | ||
| Part of speech | name (biblical) | ||
| Adina [2.996] | |||
| Adîn [2.996] | |||
| Vocabulary | |||
| Examples | ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996] | ||
| Article | Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly | ||
| Entry | Adina
![]() | ||
| Part of speech | noun | ||
| Adina microcephala : sangandrato, sidindranto, sohy, sorindranto, tsohihy | |||
| Vocabulary | |||
| Updated on 2024/12/05 |
|