| Entry | adinadina (adina) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| adina [1.2] | |||||
| Famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62] | |||||
| [duplicatif fréquentatif] [1.3] | |||||
| Examples |
| ||||
| Updated on 2023/10/20 |
|