| Entry |
adana
|
| Part of speech | noun or adjective
|
| | Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra
[1.1]
|
| | Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
|
| | Slowness; hence, peace, happiness [1.7]
|
| | Lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
|
| | Démarche grave, abondance, paix [1.3]
|
| | Tranquillité, bonheur [1.8]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Adana
|
| Part of speech | name (biblical)
|
| | Adana, Adona: [2.996]
|
| | Addan [2.996]
|
| | Addân [2.996]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
[2.996]
|
| Other spellings |
| Article |
|