| Entry |
fandriam-pahalemana
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | fandriana,
fahalemana |
| | Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1]
|
| | Public order, tranquility; peace between nations [1.7]
|
| | Ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]
|
| | [ fandriampahalemana ] Paix [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko.
[2.270]
|
| 2 | Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka.
[2.528]
|
| 3 | Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy.
[4.27]
|
| 4 | Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila.
[4.11]
|
|
|