Index

Proverbs : somisika

Proverb Kely tsaroan' ny aina ohatra ny voan' ny somisika. [Rinara 1974]

Proverb Mandrango-bato malama, ka ny hoho no somisika. [Nicol 1935 #487]
French translation S’agripper à un rocher lisse et glissant, et s’écorcher ainsi les ongles. (S’obstiner en vain.). [Nicol 1935]

Index