Entry hoho
Part of speech noun
Malagasy definition Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
¶ Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [Rajemisa 1985]
English definition a claw; a finger or toe nail [Hallanger 1973]
French definition griffe, ongle [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Articles 

Entry hoho
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] tranombitsika ambony hazo [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2017/06/29