Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : sampon-javatra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ary ny vavy kosa tsy mandrangotra. [2.415 #1028]
Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ny vavy, tsy mandrangotra. [2.558 #1602, 2.653 #1227] Mivady samy kamboty : ny lahy tsy lozabe, ary ny vavy tsy mitady sampon-javatra. [2.415 #1036, 2.653 #1915] Mivady samy kamboty, ny lahy tsy lozabe, ny vavy tsy be | ||||||||||||||||||||
French translation | Deux orphelins qui se marient : l' homme ne frappe pas sa femme à coups de poing et la femme ne riposte pas par des égratignures. [2.415 #1028]
Deux orphelins qui se marient : l'homme n' est pas méchant et la femme n' est pas insupportable. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Entre malheureux, il faut s'entendre.,. [2.415 #1028]
Les malheureux doivent s'entraider. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||