Index

Proverbs : rehaka

Proverb 1Aza entin-kambo toa banga be rehaka, ka tsy miteti-kena am-pihinanana. [2.558 #447]

Proverb 2Tsy mety raha tsy manan-kamidy ka manontanin-tany, na ny tsy manana indray no be rehaka. [2.558 #4685]

Index