Entry banga
Part of speech adjective
Malagasy definition Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
¶ Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
¶ Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [Rajemisa 1985]
English definition having gaps, as hedges, etc.;
¶ having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
¶ wanting some to make up the required or stipulated number. [Richardson 1885]
 gap; having gaps [Hallanger 1973]
French definition brèche où il manque une dent [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [Razakandraina: Farany]
Quotes 

2017/05/29