Index

Proverbs : polisy

Proverb Mamo mikaike polisy. [Poirot & Santio: Vezo]
Ny mamo indray no miantso fokonolona:. [Rinara 1974 #198]
Ny mamo indray no miantso polisy. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza ny mamo mitabataba ka manintona ny mason' ny polisy; heviny: ny olona manao ratsy indray no mitolo-tena amin' ny manam-pahefana. [Rajemisa 1985]
French translation Un ivrogne qui appelle la police. [Poirot & Santio: Vezo]

Index