|
|
|
|

Index

Proverbs : mpizaha

Proverb 1Boka mizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha lanonana, fa isan' ny vahoakan' andriana. [2.415 #1978]
Boka mizaha lanonana: tsy isan’ ny mpizaha lanonana, fa isan’ ny vahoak’ Andriana. [2.653 #801]
Boka nizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha fa isan' ny vahoakan' Andriana. [2.558 #945]
French translationLépreux qui assiste aux réjouissances publiques : il n' est pas de ceux qui participent aux réjouissances, mais il augmente le nombre des sujets du souverain. [2.415 #1978]
French interpretationIl n' y a pas de réjouissances pour les lépreux. [2.415 #1978]

Proverb 2Mitan-tadin’ aomby mandrorona : moran' ny mpizaha. [1.147]

Proverb 3Sokina nilomano riaka : moran’ ny mpizaha. [1.147 #S58]

Index