Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mpirahalahy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Dian’ aombin’ a mpirahalahy : vaky fa tsy mitriatra. [1.147 #D3] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mpirahalahy maka kitay, ka ao ny vavahady hahita ny fikisany. [2.558 #2622]
Mpirahalahy naka kitay : ao ny vavahady hahita ny fikisany. [2.415 #1156, 2.653 #1987] | ||||||||||||||||||||
French translation | Frères qui sont allés chercher de la paille à brûler: la porte du village est là pour les voir pliant sous le faix. [2.415 #1156] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe disait la rivalité entre frères. [2.415 #1156] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Mpirahalahy mizara dian' omby, ka tsy vaky fa mitriatra. [2.165 #1898]
Mpirahalahy mizara dian' omby, tsy vaky fa mitriatra. [2.415 #55] Toy ny mpirahalahy mizara dian' omby : tsy vaky fa mitriatra. [2.558 #4306, 2.653 #3214] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ce sont des frères qui se partagent des traces de pieds de boeuf fendus, mais pas séparés complètement. [2.415]
Des frères qui se partagent un troupeau de bœufs en marche: ces derniers ne sont pas dispersés, ils ont été séparés (litt. fendus). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des partages de biens entre frères : ils se faisaient avec âpreté mais sans rompre le lien de famille. [2.415 #55] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Mpirahalahy tsy fampitaha | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Mpirahalahy tsy fangala difika. [1.147 #M144] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Mpirahalahy tsy | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Toy ny mpirahalahy mianefitra : izy tokiko ary izaho tokiny. [2.558 #4305] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||