Entry vavahady (vava, hady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rafi-bato na hazo atao fidirana ao amin' ny tanàna na sahan' olona iray
Vavan' ny hadivory nanodidina ny vohitra fahiny ka natao fidirana sy fivoahana tao. (Natao telo sosona na roa na iray monja ny vavahady, ka raha telo, ny mafy indrindra dia ny any ivelany, ary toerana roa no azo nanaovana ny vavahady, na eo andrefana kelin' ny zoro firarazana na eo amin' ny zorony atsimo andrefana tahaka ny misy ny varavaramben' ny trano). [1.1]
Explanations in English A gateway [1.7]
Explanations in French Portail, porte-cochère. entrée d'une ville [1.8]
Examples Alohan' ny hiaingana hivoaka ny vavahady dia milahatra isan-tsokajy ny tily. [2.356]
Compound words 
Proverbs 
Article 

Updated on 2023/08/11