Index

Proverbs : mpiantoka

Proverb 1Nahoana no mpiantoka very alohan' ny mpitrosa ? [2.558]

Proverb 2Ny mangotraka naman’ ny masaka; ny tsara antoka naman’ ny lasa. [2.653 #2327]
Ny mangotraka naman' ny masaka, ny tsara mpiantoka naman' ny vonona. [2.558 #3119]

Index