Index

Proverbs : mpanjatobe

Proverb Ny mpanjatobe roa ray : anatiny mahazo ny trafony, ivelany milanja ny tratrany. [Rinara 1974 #3158]
Ny mpanjatobe tsara ray roa, ka anatiny mahazo ny trafony, any ivelany milanja ny tratrany. [Cousins 1871 #2354]
Ny mpanjatobe tsara ray roa, ka anatiny mahazo trafony, any ivelany milanja ny tratrany. [Veyrières 1913 #2228]
French translation Les richards ont deux prérogatives : chez eux ils ont la bosse du boeuf, dehors ils emportent la poitrine. [Veyrières 1913]

Index