Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mitsipy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Manao azy ho akan' ny alina ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.558 #1986]
Manao azy ho akan’ ny dia, ka mitsipy sandry maizim-bolana. [2.653 #1529] Manao ho akan' ny alina, ka misavily sandry maizim-bolana. [2.165 #50] | ||||||||||||||||||||
French translation | Prétendre y avoir la nuit, puis aller danser dans les ténèbres (.... et se blesser). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Miditra an-tranon' olona, mitsipy sandry, fa nony idirana an-trano Miditra Tsy mety raha miditra an-tranon' olona mitsipy sandry, fa nony hidiran' olona an-trano Tsy mety raha miditra an-tranon' olona mitsipy sandry, ka nony hidiran' olona an-trano | ||||||||||||||||||||
French translation | Il ne sied pas d'agiter les bras en signe de joie quand on entre chez les autres, et de se tenir les joues en signe de tristesse quand on a des visiteurs. [2.415 #4070] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des égoïstes, empressés à demander service mais paresseux à rendre eux-mêmes service. [2.415 #4070] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||