Index

Proverbs : misorom-bady

Proverb 1Aza misorom-bady an-trano, fa ny tena ihany no ho trany. [2.165 #1798, 2.653]
Aza misorom-bady an-trano fa ny tena ihany no trany. [2.558 #780]
Misorom-bady an-trano, ka ny tena ihany no ho trany. [2.415 #1301]
Misorom-bady an-trano ka ny tena ihany no tràny (voa). [2.558 #2414]
Misorom-bady an-trano ka ny tena ihany no voa. [1.1]
Misorom-bady an-trano: ny tena ihany no ho trany. [2.653]
Malagasy interpretationRaha misy kilemam-bady nefa tsy lazaina azy mba hialany dia ny tena ihany no ho afa-baraka. [1.1]
French translationAvoir trop de condescendance pour son conjoint, c' est s' attirer malheur à soi-même. [2.415 #1301]
Avoir trop de condescendance pour son époux ou épouse, c'est s'attirer du malheur sur soi-même. [1.3]
Ne soyez pas trop indulgent envers votre époux (ou épouse), sinon c' est vous-même qui en souffrirez. [2.165]
French interpretationUn tel ménage finira mal ; sens plus général : on est victime du mal qu' on s' est attiré. [2.415 #1301]

Index