|
|
|
|

Index

Proverbs : misoitra

Proverb 1Ombalahy mifaoka ambotry, ka mavon' ny ataony. [2.415 #6320]
Ombilahy mifaoka am-botry ka mavon' ny nataony. [2.165 #1707]
Ombilahy mifaoka am-botry: mavon’ ny ataony. [2.653]
Ombilahy nisoitra votry ka mavon' ny nataony. [2.558 #3417]
Aombilahy nihaotra an-tanimena, mavon’ ny nataony. [1.147 #A101]
French translationSi un taureau met sa tête dans une fourmilière, il aura le museau couvert de terre par son fait. [2.165 #1707]
Taureau qui frappe de la corne dans une fourmillière : c' est de sa faute s' il est sale. [2.415 #6320]
French interpretationSe disait des gens victimes de leurs propres actions. [2.415 #6320]

Proverb 2Ombalahy tanimanga: mitrena soloan' ny vava, misoitra soloan' ny tanana. [2.558]

Proverb 3Raha nanan-tandroka ireny nanoto, hodrihondriny aza mitady hisoitra. [2.558 #234]

Index