Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mandrebireby | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mandrebireby ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127]
Mizaha mandrebireby ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] Mizaha toetra (mandrebireby) ny taona tahaka ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.558 #3] Mizaha toetra ny taona hoatry ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.415 #3127] Mizaha toetra ny taona, ohatra ny tsaramaso mamoa ririnina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | Tenter ou troubler la saison comme les haricots qui donnent des fruits en hiver. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des choses arrivant hors de saison. [2.415 #3127] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||