Index

Proverbs : kakazo

Proverb 1Kakazo mandry tsy velezim-baratra. [1.147 #K6]

Proverb 2Kakazo maro tanantanana tsy ilatsaha-mananika. [1.147 #K10]

Proverb 3Kakazo mirona tsy lavon-drivotra. [2.165]
Malagasy interpretationHazo mirona tsy lavon-drivotra. [2.165]

Proverb 4Kakazo nanihim posa : ny dian-tanany arahin’ ny tongony. [1.147]

Proverb 5Kakazo nititezim-barika : tsy ary voatety aby. [1.147 #K8]

Proverb 6Kakazo tokana tsy ala; tondro tokana tsy mahazo hao. [1.147 #K9]

Index