Index |
|
|
|
Proverbs : ijinjana
|
|
|
Proverb 1 | Ny antsibe no banga, dia nisolo ny anjaran' ny famaky. [2.558 #186]
Ny antsibe no ho banga, fa ny hazo fikapan' ny famaky avy no nojinjany. [2.653]
Ny antsibe no ho banga, nijinjana ny hazo tsy tandrifiny. [2.415 #2543, 2.653]
|
French translation | Si le coutelas est ébréché, c' est qu' il a servi pour abattre des arbres pour lesquels il n' était pas fait. [2.415 #2543]
|
French interpretation | Se disait des gens se ruinant à faire des choses disproportionnées avec leur condition. [2.415 #2543]
|
|
|
Index |
|
|