Index

Proverbs : ihoronana

Proverb 1Volom-bodin’ akoholahy : izay ihoronan’ ny inaro mba hihoronana. [2.653 #3729]
Volom-bodin' akoholahy : izay ihoronan' ny maro mba ihoronana. [2.415 #2266]
Volom-bodin' akoholahy, ka izay ihoronan' ny maro mba hihoronany. [2.558 #5021]
French translationPlumes de la queue d' un coq : là où se rassemble la plus grande partie se fait la réunion. [2.415 #2266]
French interpretationSe disait des riches qui amassent toujours, et des grands qui sont suivis du peuple. [2.415 #2266]

Index