Index

Proverbs : hita maso

Proverb 1Fanambakana hita maso, ohatra ilay manandrana tantely. [2.653]
Fanambakana hita maso toy ilay nanandrana tantely. [2.558 #1085]

Proverb 2Fatra-pitady ny tsy hita fa manary ny hita maso. [2.558 #1153]
Fatra-pitady ny tsy hita, ka manary ny hita maso. [2.974 #243, 2.653]
Fatra-pitady ny tsy hita, ka manary ny mby an-tanana. [2.653]
French translationTrop rechercher l’idéal, et perdre le pratique. [2.974 #243]

Proverb 3Mpiantsena mitsongo anana an-dalana : ny any an-tsaha aza hidinana, ka ny efa hita maso indray ve no havela ? [2.558]

Proverb 4Ny antenaina tsy mahaleo ny hita maso. [2.558 #2892]

Index