Entry fitady (tady)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [1.1]

Entry fitady (tady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran'ny zavatra vita tady [1.1]

Updated on 2020/07/31